Madagascar tribune       L'Express       Midi       Les Nouvelles      Sites touristiques      Culture     Sejour Madagascar      Recette malagasy     Infos pratiques 
                        Art malagasy      Forum     Navette aéroport      Restaurant     Star madamaki       Reportages      Clips madamaki      Artisanat malagasy      Liens   
         
 
La Une    In english.
Mahaleo tao amin’ny Olympia.
 
Ho raiketin’ny tantaran’ny kolontsaina malagasy ny andron’ny 2 sy 3 jiona 2007. Tamin’ireo fotoana ireo tokoa mantsy no mba nisy tarika nihira tamin’ny teny Malagasy voalohany tao amin’ilay trano fampisehoana, manan-tantara Olympia teto Parisy.
 
 
Lova Ramisamanana de Kanto Production.
Ny tarika fanta-daza Mahaleo no niara-nankalaza ny faha-35 taonany tamin’ireo mpijery an’arivony maro. Fety tsy nanam-paharoa, izay nahitana taratra fa tsy mena mitahy amin’ny kolontsaina hafa ny antsika Malagasy, niaiky volana ireo vahiny tonga nanatrika ity fampisehoana ity. Tandrovy ny harentsainareo hoy ny sasany fa tokana aman-tany.
Ireo Malagasy maro manerana ny Eropa, tonga tao amin’ny Olympia, kosa moa dia faly nitotorebika niaraka tamin’I Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charle ary Raoul …
Ho raiketin’ny tantara ihany koa: ny zava-bitan’ny orin’asa “KANTO PRODUCTIONS” tarihin’andriamatoa Lova Ramisamanana mivady, izay hisaoranay eto manokana nanome ny fahatokisany anay. Voalohany tokoa mantsy, eo amin’ny tantaran’ny fampisehoana goavana toy itony no mba nisy mpikarakara lanonana nanome andraikitra lehibe ho an’ny tranokala Malagasy (sites internet malgache).
Ho raiketin’ny tantara koa ny tranokala Sobika.com, Madamaki.com ary Croissance.com izay anisany nandray anjara lehibe tamin’ny fampitana ny manodidina ity fampisehoan’ny tarika Mahaleo tao amin’ny Olympia ity.
Maniry koa izahay ny mba hisian’ny fiaraha-miasan’ny samy Malagasy toy izao, fa ny mita be anie ka tsy mba lanin’ny mamba, ary izay mitambatra vato fa izay misaraka fasika. Hoy ny fahendren’ny razantsika.

               [ Les reportages en images ]        [ Les autres titres ]
 Reportage photos
 
Femme malgache: Arts et Mode.
Madagascar a été représentée par Myriam, Tiffania, Nina, Stella, Erica, Vanessa de « FARA & DIMBY »Photos.
                         [ Les autres reportages ]
 
     
 
 
Liens utiles
 
   
Saveur parfumée Location de voiture

Mettez-vous à la cuisine malgache grâce à notre page de recettes simples à réaliser. Comparez les offres du marché et faites votre choix sur madamaki.com !
   
Voyage aux parfums  Séjour à Nosy be

Une plage unique au monde, des fonds marins magnifiques, des villages de pêcheurs... Votre lune de miel est une étape importante de votre vie de couple, c'est inoubliable
 
  Promos SEJOURS : Madagascar à partir de 946 € TTC ...
 
 
 
 Liens sponsorisés
Google  
 
 Soirée malgache

  

           En savoir plus
 

 
 
            Classement de sites - Inscrivez le vôtre!
          hit parade
                                        Copyright © madamaki.com 2004  Accueil  /  Contact  / Forum  / TourismeCulture Recette malgache